|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita paipaika |
| Singan-teny | 2tsy, 3hita, 4paipaika |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond.
[2.415#6674] |
| Ohatra |
8 Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
[2.587]
|
| Tovy hevitra | 9tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|